Tantara mikasika ny Masedoniana tamin'ny Novambra, 2020
Ho an'ny fitsaràna Eorôpeàna dia tsy manantsiny amin'ny resaka fanalàna baràka nanenjehana azy tamin'ny 2010 ilay Makedôniàna mpanao gazety
Manandanja ho an'ireo Makedôniàna mpanao gazety sy mpikirakira vaovao io fanapahankevitra io, ary ho an'ny olona rehetra miseho vahoaka amin'ny ankapobeny, satria manosika azy ireo hanana fotokevitra, hitazona ny teniny, hijoro ho sahy sy hanana faharetana