Tantara mikasika ny Masedoniana tamin'ny Avrily, 2014
Nampihomehy Ny Masedoniana ny Fitavozavozan'ny Filohany Taminà Resadresaka
Nahatonga adihevitra be teo amin'ireo mpisera amin'ny haino aman-jery sosialy Masedoniana ireo andianà fitavozavozan'ny Filoha Gjorge Ivanov taminà resadresaka tamin'ny fahitalavitra nefa efa miha-antomotra ny fifidianana filoham-pirenena.