Tantara mikasika ny Masedoniana tamin'ny Marsa, 2017
Nanangana ‘Tranolay Fifohana Rivotra An-tendrombohitra’ Ireo Mpikatroka Ho Fanoherana Ny Rivotra Maloto Loatra Ao Makedonia
Nampiasa hala tahaka ireo olom-pirenena tsy faly. Nivezivezy tao amin'ny Twitter vao haingana ny soratra an-drindrina izay naneso ny tsy firaharahian'ny governemanta: "Toromarika: Aza maty noho ny homamiadana!"
Misaona an'i Lazarova, Mpihira Nentin-drazana, Izay Nanome Aingam-panahy Ho An'ny Mpikatroka ny Nanjò Azy, ny Makedoniana
Nanjary tantaran'ny fikatrohana nomeraka tao Makedonia i Vanja Lazarova, izay namoy ny ainy tamin'ny Alahady 12 Marsa tao Skopje teo amin'ny faha-86 taonany.