Tantara mikasika ny Koreana tamin'ny Mey, 2017
Korea Atsimo : Fanaovana Aterineto Sady Fisotroana Kafe Tsy Tia Reny
Raha tsara ny rafi-panabeazana, dia mety ho voavaha ny olan'ny fampianarana manokana. Nihatsara ny lentan'ny fampianarana any amin'ny fanjakana saingy andramantsika hatrany ny mitady vahaolana any an-kafa. Fotokevitra iray manana ny lanjany ny fisisihana momba ny hanatsarana ny lentan'ireo mpampianatra.