Tantara mikasika ny Koreana tamin'ny Oktobra, 2011
Korea Atsimo : Ireo Sary Avy Amin'ny Hetsi-panoherana “Bodoy i Wall Street” Tao Seola
Ilay hetsika "Bodoy Wall Street" dia natao tao amin'ny renivohitr'i Korea atsimo, Seola. Na dia teo aza ny orambe mikija, ny tselatra sy ny kotroka, ary ny fihidinan'ny mari-pana tampoka, teo amin'ny olona 300 teo ho eo no tonga tamin'ilay hetsi-panoherana "bodoy" tao Seola ny faha 15 Oktobra 2011.