Tantara mikasika ny Kazakh tamin'ny Febroary, 2019
‘Tsy hitsahatra aho': Lehilahy Kazakh mikatsaka ny rariny ho an'ny fianakaviany raikitra ao Xinjiang any Shina noho ny famoretana
Milaza ireo manam-pahaizana ao amin'ny Firenena Mikambana fa olona an-tapitrisany maro no mety ho nampidirina ao amin'ny toby Shinoa "fiarenana indray" . Kanefa firy no maty tao anatin'izany toerana izany?