Tantara mikasika ny Belarosiana tamin'ny Aogositra, 2020
Lukashenka sa Lukashenko? Nahoana ny media miteny anglisy no mampiasa fanononana samihafa an'ilay mpitarika Belarosiana
Ny valiny amin'izany dia hoe "arakaraka".
Fantaro ireo artista manao amboradara ny hetsika Belarus
Avy any amin'ny toerana lavidavitra ao Prague, manome voninahitra ny fihetsiketsehana izay mitranga any amin'ny tanindrazany mitantara azy amin'ny amboradara nentim-paharazana ilay Belarosiana artista Rufina Bazlova.