Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Miasa mafy isan'andro ireo mpirotsaka an-tsitrapo manerantany ato amin'ny fikambananay hitondra ho anao ireo tantara tsy voatatitra manerana izao tontolo izao -- Saingy tsy afa-manao izany samirery tsy misy ny fanampianao izahay. Tohano amin'ny alalan'ny fanomezana (fitia tsy mba hetra) hoan'ny Global Voices ireo tonia, mpahay teknolojia, mpanentana ara-piarovana ato aminay!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

Tantara mikasika ny Belarosiana

22 Oktobra 2015

Manao Hetsi-panoherana Amin'ny Fisian'ireo Toby Miaramila Ao Anatin'ny Sisintaniny ireo Bielorosiana

Akon'ny RuNet

Miaraka amin'ireo hetsika mafy miisa 500 any Minsk renivohitra, sy hetsika bebe kokoa ao amin'ny media sosialy, mamoaka ny heviny manohitra ilay vinavinanà tobim-pamaharan'ny tafika an-habakabaka Rosiana hatao eo amin'ny tany Bielorosiana ireo Bielorosiana.

22 Septambra 2015

Fampiharana Vaovao Amin'ny Finday, Manampy Ny Belorosiana Hanara-maso Ny Fihoaram-pefy Amin'ny Fifidianana Ho Filoha

Akon'ny RuNet

Ireo mpamorona ny "Вочы" (Vochy, "Maso" amin'ny fiteny Belarosiana ) dia manantena fa hanampy amin'ny fanitarana ny fahalalàn'ireo olompirenana ny zotram-pifidianana manontolo sy ny zony amin'ny maha-mpifidy azy ilay fampiharana vaovao amin'ny finday. Andrandrain-dry zareo ihany koa izy io hanome fahafahana ho an'ireo mpifidy mba hitatitra malaky ireo fihoaram-pefy amin'ny...

25 Jona 2011

Belarosia: Famoretan'ny Mpitandro Filaminana Ny Androm-Panoherana Tao Minsk

Akon'ny RuNet

Ny famoriam-bahoaka am-pahatoniana tao Minsk, izay nokarakaraina tamin'ny alalan'ny tambajotra sosialy, niafara tamin'ny fisamborana olona mihoatra ny 450. Ireo fisamborana, fampiakarana fitsarana sy fihazonana am-ponja faobe, na izany aza, dia toa tsy manakivy ireo mpanao fihetsiketsehana akory.

10 Avrily 2011

Okraina: Miteraka resabe ny dite “Stalin”

Fihetseham-po misavoritaka izay mitodika amin'ny rafitra kaominista fahiny no tsy ananan'ireo mpamokatra ny fitrandrahana azy. Tetyana Bohdanova mitatitra nby adihevitra mivaivay misy amin'izao fotoana eny anivon'ireo Okrainiana mpiondana aterineto, nateraky ny dokambarotra momba ny dite nomena anarana hoe Joseph Stalin.

10 Marsa 2009

Sary mihetsika : ankalazaina ny vehivavy amin'ny andro iraisam-pirenena natokana ho azy ireo

Efa nankalazaina nanomboka tamin'ny fiandohan'ny taona 1900 ny Andro Iraisam-Pirenena ho an'ny Vehivavy: raha hiverenana kely ny tantara dia fampahatsiahivana ny fitondrana tsy nety natao tamin'ny vehivavy sy ny tolona mafy tsy an-kijanona natao hahazoana fitovian-jo. Na izany aza, tao anatin'ny taona vitsivitsy izay dia maro amin'ireo tsy fitovian-jo ireo...