Tantara mikasika ny Belarosiana tamin'ny Oktobra, 2015
Manao Hetsi-panoherana Amin'ny Fisian'ireo Toby Miaramila Ao Anatin'ny Sisintaniny ireo Bielorosiana
Miaraka amin'ireo hetsika mafy miisa 500 any Minsk renivohitra, sy hetsika bebe kokoa ao amin'ny media sosialy, mamoaka ny heviny manohitra ilay vinavinanà tobim-pamaharan'ny tafika an-habakabaka Rosiana hatao eo amin'ny tany Bielorosiana ireo Bielorosiana.