Rayones avy amin'i Jorge Jurado

(Lahatsoratra teny Anglisy efa tamin'ny Janoary 2008)

Mila Flash 8 (na ambony kokoa) sy mpitety misy javascipt ianao raha hijery ny lahatsarinay

Fandrobana na endrika ara-dalàna fanehoana ara-kolontsaina? Milaza zavatra bebe kokoa amintsika momba ny fiarahamonina iainantsika ve ny manamarika endrika fampitana hita maso na ny fanoratana amin'ny rindrina? Jorge Jurado mandinika ny maha zava-dehibe sy ny fahazotoana ambadiky ny teny amin'ny rindrina ao La Loma, Medellin, Colombia.

Raha hamaky bebe kokoa … [ES]

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.