Tantara mikasika ny A journey into African music tamin'ny Jolay, 2022
Mpirahalahy roa samihafa no nampiofo ny hira highlife Nizeriana
Nitazona ny gadona Igbo highlife ôrizinaly ry Umu Obiligbo, fa nanavao izany ry Cavemen. Nanova ny highlife tamin’ny fomba ôrizinaly izay manakoako eo amin’ny tanora ireo tarika roa ireo.
Nizerià : tantaran'ny mozika ao Lagos, ny vanimpotoanan'ny fanjanahantany hatramin'ireo taona 1970
Lagos, renivohitra ara-kolontsain'i Nizerià, dia tanàna nahitàna karazan'olona maro hatrany, toerana iray matetika ifandonan'ny mozika sy ny kolontsaina.