Ny fahateraham-baovaon'ny rhumba sy ireo mpiangaly mozika mitondra azy ho an'ny andian-taranaka iray vaovao mpitia mozikaMiavaka ny rhumba noho ny fanafangaroany ny gadona avy ao Amerika Latina sy AfrikaMpanoratra Njeri WangariNandika AGHA Caniva Kung, Candy08 Janoary 2025
Tontolon'ny mozika Tôgôley miditra anaty fanatontoloana, nefa tsy manary ny fototra niavianyNy mozika an-tanandehibe ao Togo no mahaliana kokoa ny tanoraMpanoratra Jean SovonNandika Laura, Ornella15 Febroary 2023
Ao Togo, ampiasain'ilay mpihira Elias Atayi ny mozika mba ho mpivoy ny resaka zon'olombelonaAvy amin'ny mozika, inoan'i Atayi ny mety hisian'ny tontolo iray tsara kokoaMpanoratra Jean SovonNandika Alyssa Ollivier, Candy06 Febroary 2023
Ny fomba nanomezan'ny mozika highlife Igbo fanantenana ho an'i Nizeria taorian'ny ady an-trano iray nandravaravaFilôzôfia sy tononkira maneho ny maha-izy azy ny vahoakaMpanoratra Nwachukwu EgbunikeNandika Imanoela Fifaliana19 Oktobra 2022
Mpirahalahy roa samihafa no nampiofo ny hira highlife NizerianaNamelombelona ny lasa ry Umu Obiligbo, manavao ry Cavemen Mpanoratra Chikwado EdehNandika Liva Andriamanantena05 Jolay 2022
Nizerià : tantaran'ny mozika ao Lagos, ny vanimpotoanan'ny fanjanahantany hatramin'ireo taona 1970« Vitsy na tsizarizary ireo fitantaràna momba ny mozika talohan'ny fanjanahantany. »Mpanoratra Dami AjayiNandika Luna Descotils, avylavitra05 Jolay 2022