Tantara tamin'ny sy

Joridania: Voarara any Isiraely ny Harry Potter amin'ny teny arabo

  12 Aogositra 2008

Voarara any Isiraely ny andiamboky voadika amin'ny teny arabo Harry Potter, hoy i The Black Iris, avy any  Joridania. Araka ny loharanombaovao dia nankinina tamin'ny didy hitsivolana nivoaka tamin'ny taona 1939 – raha mbola tao ambany fitondran'ny Angilisy ny faritra – izay mandrara ny fanafarana ny boky avy any amin'ny...

Vakiboky: “La Chinafrique”

  21 Jolay 2008

Théophile Kouamouo [amin'ny teny Frantsay] no mamitimpintina (tsindrio eto) lavalava ao amin'ny bolongany  ny boky mitondra ny lohateny hoe La Chinafrique: Pékin à la conquête du continent noir (na Shinafrika : Beinjing te-hambambo ny kaontinanta Mainty) nosoratan'i Serge Michel sy Michel Beuret, Boky miresaka ny  ataon'ny Shinoa eto Afrika. Hoy...

  22 Avrily 2008

Miaiky ny ezaka nataon'i Aimé Cesaire ny mpamaham-bolongana Jamaikana Geoffrey Philp , Manonona azy ho “ilay poeta hajaina manerana ny tontolo miteny frantsay sy mpitolona ho amin'ny zon'ny Indiana andrefana (mena hoditra)”, ary ny Caribbean Beat Blog kosa miteny azy hoe: “Amin'ny hafenoan-drano ( fo mavesatra) no hanaovana veloma ilay...

Isiraely: Vehivavy Jiosy hoe i Shakespeare?

  21 Marsa 2008

Efa nampisy adihevitra hatry ny ela ny momba an'i Bard (aza manontany akory fa na izaho mpandika teny aza tsy mahalala io anaran'olona io). Mety ho vehivavy Jiosy Italiana ve i Shakespeare (ity no antony nandikako ity lahatsoratra ity)? Porofo valo no atolotry Jhon Hudson ao amin'ity rohy  Jewcy's  ity...

Rosia : Yakov Slashchov

  14 Janoary 2008

De Rebus Antiquis Et Novis indray no manoratra mikasika ilay jeneralin’ny Tafika Fotsy Yakov Slashchov: “Avy amin’ny tantarany no nanoratana ny tantaran’ny jeneraly Khludov noforonon’i M.Bulgakov mitondra ny lohateny hoe Flight [sidina](Beg amin’ny teny Rosiana) — Jeneraly nahery fo saingy kivy ka tsy nahalala afa-tsy vahaolana tokana hampiverina ny fifampifehezana,...

Jamaika: Fananjahana mivadika

  12 Septambra 2007

Mitoraka bilaogy momba ny antsoiny hoe “fananjahana mivadika” i Marlon James, ary koa momba ny antony noheveriny fa nilainy ny nandao an'i Jamaika: “I love my country but I’ve never missed it, perhaps because I have never forgotten the reasons I left.” “Tiako ny taniko fa tsy nalahelovako mihitsy, angamba...