Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

Rosia : Yakov Slashchov

De Rebus Antiquis Et Novis indray no manoratra mikasika ilay jeneralin’ny Tafika Fotsy Yakov Slashchov: “Avy amin’ny tantarany no nanoratana ny tantaran’ny jeneraly Khludov noforonon’i M.Bulgakov mitondra ny lohateny hoe Flight [sidina](Beg amin’ny teny Rosiana) — Jeneraly nahery fo saingy kivy ka tsy nahalala afa-tsy vahaolana tokana hampiverina ny fifampifehezana, dia ny fanamelohana ho faty. Io rahateo no anaram-bositra mampalaza an’i Slashchov. Olona anjatony no nodidiany hovonoina ho faty. Nefa ny ankamaroan’ny olona tratran’izany didy izay dia tsy ny bolshevika na ny mpitsikilony sy mpandravarava, fa ireo manamboninahitry ny Tafika Fotsy voampanga ho nangalatra, nandroba, nitsoaka an-daharana na nitsoaka ady.”

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.