Nodimandry teo amin'ny faha-85 taonany i Earl Rodney, ilay olomangan'ny filalaovana Steelpan, ary namela mozika iray ‘tsara kalitao’ sy fanontaniana raha toa i Trinidad & Tobago ka mbola ho afaka hanao zavatra bebe kokoa hanomezam-boninahitra ireo olo-malaza ara-kolontsaina ao aminy.'Fantatsika i Earl Rodney; sarotra ho an'izao tontolo izao ny hahita toa azy indray'Mpanoratra Janine Mendes-Franco Nandika avylavitra09 Desambra 2023