Tantara mikasika ny Wolof tamin'ny Marsa, 2019
Nahatsangana indostrian'ny dibera kakaô faharoa ny potipotika sôkôla any Cote d'Ivoire
Vehivavy Ivoriana manamboatra dibera kakao ary mivarotra izany any amin'ny mpanamboatra savony, amin'ny alalan'ny fampiasana potipotika sôkôla avy amin'ny indostrian'ny kakaô miroborobo any Cote d'Ivoire izay lehibe indrindra manerana izao tontolo izao.