Tantara mikasika ny Wolof tamin'ny Avrily, 2011
Senegaly: Hetsika “Leo izahay” hatreny an-tranokala ka hatrany an-dapam-panjakana
Nandritra ny hetsiky ny revolisiona arabo, nahita ny fandraisana andraikitra maromaro an'ireo tanora tezitra amin'ny aterineto ny tranokala senegaley. Nanomboka ny volana martsa, nivoaka ny tranonkala ny fanentanana ary lasa mpitarika ny fanoherana “ny mpifarimbon'asa Y en a marre”. Natsangana tamin'ny volana janoary 2011 ny “Leo izahay” noho ny hakiviana nivangongo manoloana...