Tantara mikasika ny Boligara tamin'ny Novambra, 2019
Mandà ny fangatahan'ny antoko avy any amin'ny farany havanana hanidy ONG mpiaro ny zon'olombelona ny mpampanoa lalàna Bolgariana
Tamin'ny 30 Septambra, nangataka tamin'ny fomba ofisialy ny hanafoanan'ny mpampanoa lalàna ny BHC ny mpikambana roa avy ao amin'ny VMRO-BND noho ny "fitsabatsabahany ny asan'ny fitsaràna" sy ny fanaovany "hetsika manohitra an-karihary an'i Bolgaria."