Tantara mikasika ny Boligara tamin'ny Febroary, 2015
Mirodana Ny Fahalalahan'ny Media Ao Bolgaria
Mbola miharatsy ny fahalalahan'ny fampitam-baovao ao Bolgaria tao anatin'ny taona vitsivitsy izay ary mbola nihintsana laharana 13 izy tamin'ny fampilaharana nataon'ny Reporters Sans Frontieres tamin'ny 2014.