Tantara mikasika ny Amariky tamin'ny Oktobra, 2016
Miatrika Fandrahonana Ara-pitsarana Vaovao Ireo Bilaogeran'ny Zone9 Fanta-daza Raha Vao Mainka Miharatsy Ny Herisetra Ao Ethiopia
Nosamborina tamin'ny Zoma i Seyoum Teshome, mpikambana fanta-daza ao amin'ny vondrom-piarahamonin'ny mpanoratra an-tserasera ethiopiana enjehina. Mandritra izany fotoana izany, hiverina indray eo anatrehan'ny fitsarana ireo bilaogeran'ny Zone9 amin'ny 21 Oktobra ho avy izao.