Tantara mikasika ny Amariky tamin'ny Avrily, 2015
LAHATSARY: Milaza Izao Tontolo Izao Hoe #FreeZone9Bloggers (Avotsory Ireo Bilaogera 9)
Manaramarika ny herintaona nisamborana ireo bilaogeran'ny Zone9 ny Global Voices amin'ny alalan'ity lahatsary nifarimbonana ho fanohanana azy ireo ity. Lazao miaraka aminay hoe: #FreeZone9Bloggers!