Tantara mikasika ny Tseky tamin'ny Novambra, 2017
Mandrahona Am-pamazivaziana An'ireo Mpanao Gazety Amin'ny Basy Ny Filoha Tseky
Ny Zoma lasa teo, nandrangaranga basy vita hazo fahiny ny filohan'i Tseky, Miloš Zeman miaraka amin'ny soratra hoe 'ho an'ny mpanao gazety' nosoratana teo akaikin'ny basy, mirehareha izy fa fanomezana tamin'ny fitsidihany vao haingana tany amin'ny faritra tandrefan'ny firenena izany.