(Lahatsoratra tamin'ny volana Aprily 2008)
Ny 29 Martsa 2008 dia nantsoina hifidy tamin'ny fifidianana parlemantera sy filoham-pirenena ny Zimbaboeana. Andro maromaro taty aoriana, mbola tsy nambara ny valim-pifidianana ofisialy. Nanambara ny tenany ho mpandresy ny mpitarika ny mpanohitra Morgan Tsvangirai, teo anatrehan'i Simba Makoni sy ny filoham-pirenena teo aloha Robert Mugabe avy amin'ny antoko Zanu (PF), saingy tsy hiova tsy hisy ny fifandonana ny fitantanana ny fahefana .
Tokotanin-tsehatra
Ao amin'ny openDemocracy: Zimbabwe's unfolding drama
Vakio ny lohateny farany avy amin'ny gazety The Zimbabwean
Fitantarana ny fifidianana tany Zimbaboe ato amin'ny Global Voices
Avr 05 – Zimbabwe: Anyone know someone with a truck?
Avr 05 – Israeli Startup Falsely Accused of Rigging Zimbabwe's Elections
Avr 01 – What more must Zimbabweans do?
Mar 30 – Zimbabwe: Harare is tense after Tsvangirai claims victory
Fev 18 – Zimbabwe: Is Dr. Simba Makoni a puppet?
Avr 05 - Isiraely : Orinasa isiraeliana mivoatra endrikendrehina fa mangala-bato any Zimbabwe
Raha te-hanome rohy hafa ianao, raha bilaogera ianao ary te-handray anjara ato amin'ny Global Voices ho an'i Afrika miteny Anglisy, mandefasa hafatra any amin'ny Tonian-dahatsoratray ho an'i Afrika Atsimon'i Sahara.
Sary
Ekipa mpaka sary avy amin'ny tranonkala Ngizwane-Ndinzwei no nitantara ny zava-nitranga nandritra ny fifidianana tamin'ny 29 Martsa.
Avy amin'ny frontlineblogger tao amin'ny Flickr ny sary ampiasaina eo an-tampon'ny pejy.