Zimbaboe : FrontlineSMS ho enti-miady hoan'ny Demokrasia

Kiwanja [Kenny] izay nandalo tany Zimbaboe fahiny dia manoratra mikasika ny fampiasana ny rindrakajy FrontlineSMS [SMS amin'ny lohalaharan'ny ady] any Zimbaboe:

A local NGO seeking to promote human rights and good governance, Kubatana were the very first users of FrontlineSMS when it launched back in 2005, starting a trend which has seen the software used for similar activities in a number of other countries around the world. In their own words, FrontlineSMS finally opened up the possibilities for text messaging in their work, and I knew they had plans to use it during the 2008 elections. This is what they've been doing.

“Fikambanana tsy miankina amin'ny fanjakana [ONG] iray any an-toerana no miezaka mivoy handalana ny zon'olombelona sy ny fitantanana madio, tamin'ny taona 2005 dia ny Kubatana.net no nampiasa voalohany indrindra ny rindrakajy FrontlineSMS [SMS amin'ny lohalaharan'ny ady] sady nipoiran'izany “fomba vaovao” na lamaody izany, ka nahitana ny fampiasana io rindrakajy io tamin'ireo hetsika maro sahala hita tamin'ireo firenena hafa manodidina manerana an'izao tontolo izao. Araky ny fiteny fampiasan-dry zareo ny FrontlineSMS dia nanokatra midanadàna ny fitrandrahana ny fandefasana SMS eo amin'ny asan-dry zareo, ary efa fantatro ny fikasan-dry zareo hampiasa izany fitaovana izany mandritry ny fifidianana amin'ny taona 2008. Dia notanterahiny arak'izany tokoa.”

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.