Ny fandriampahalemana any Afovoany Atsinanana (2007)

JerusalemMety mbola hisy ihany ve ny fandriampahalemana any Afovoany Atsinanana? Mbola naneho indray ny fifanarahana momba ny fandriampahalemana tany Etazonia tamin'ny faran'ny volana Novambra ny mpitondra an'Isiraely sy Palestina, saingy tsy hita mivaingana ny porofon'ny fivoarana.

Naneho ny fahadisoam-panantenany sy ny fanantenany ary ny ezaka voalohany nataon'izy ireo tamin'ny lalana lava sy sarotra mankany amin'ny fandriampahalemana ny bilaogera any Afovoany Atsinanana .

Ny randram-pitantarana Global Voices:

 

1 Des – Ejipta: Veloma mandrakizay Annapolis
1 Desa – Ejipta: Fahatsapan'ny firenena iray
30 Nov – Isiraely: Ny fomba fijerin'ny bilaogera momba ny Vovonana tany Annapolis
29 Nov – Ejipta: Ny Kaoferansa momba ny fandriampahalemana tany Annapolis
28 Nov – Annapolis: Ny fomba fijery avy any Afovoany Atsinanana

Amira Al Hussaini no Toniandahatsoratry ny Global Voices any Afovoany Atsinanana sy Afrika Avaratra .

Sary avy amin'ny mpisera Flickr, notallpotatoescanswim

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.