Fiovaovan'ny Toetrandro 2007

(Fanamarihana: Lahatsoratra nivoaka tamin'ny Desambra 2007)Climate Change 2007

Efa lasa resaka fiainana sy fahafatesana mihitsy ny fiakaran'ny hafanana ho an'ireo olompirenena maro maneran-tany. Raha tsy misy paikady vaovao, tsy ho voafehy intsony mihitsy ny krizy ara-tontolo iainana. Ny 3-14 Desambra, firenena maherin'ny 180 no hivory mandritra ny Fihaonana An-tampon'ny Firenena Mikambana ao Bali, Indonezia mba hidinika momba ny fifanekena taorian'ny Fifanarahan'i Kyoto.

Mizara ny traikefany sy ny fijeriny momba ireo paikady apetraka isam-paritra sy isam-pirenena ireo bilaogera ara-tontolo iainana maneran-tany.

Fandaharampotoan'ny Global Voices

14 Desambra – Tontolo Iainana: Ao Bali, sosokevitra manahirana avy amin'ny Etazonia
10 Desambra – Tontolo Iainana: Bali, Angovo Nokleary & Fijery Maintso Avy Ao Afrika
03 Desambra – Ireo Fomba Fijery Mialoha ny Fihaonambe Ary Ireo Fahatsapàna Voalohany Tao Bali
03 Desambra – Fandrakofana Manokana: Fiovaovan'ny Toetrandro 2007

Juliana Rotich no Toniandahatsoratra momba ny Tontolo Iainana ato amin'ny Global Voices.

Sary avy amin'ny mpampiasa Flickr: Markus Vegas

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.