Zimbaboe : Ireo herisetra taorian'ny fifidianana

This is Zimbabwe no manapariaka ireo herisetra taorian'ny fifidianana any Zimbaboe :

The two men in these images are both MDC office bearers in the Mashonaland East Province of Zimbabwe. They were beaten on Tuesday night by Zanu PF militia based in the area. Last night, three houses were burned down in the same area.

“Samy mambran'ny biraon'ny antoko [mpanohitra] MDC Tsvangirai [Movement for Democratic Change | Hetsika hoan'ny fiovana Demôkratika] any Mashonaland, faritany Atsinanan'i Zimbaboe, ireo roa lahy hita amin'sary ireo. Nodarohan'ireo mpitandro filaminan'ny antoko [amin'ny fitondrana] Zanu PF [Zimbabwe African National Union – Patriotic Front] izay any amin'iny faritra iny, tamin'ny Talata hariva izy ireo. Omaly alina, dia trano telo no nisy nandoro tany amin'izany faritra izany koa.”

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.