Faritry Balkan : topimasom-boky

Greater Surbiton no milaza ny topimaso ny boky mitondra ny lohateny hoe ‘Peace and Punishment’ (Fandriampahalemana sy Fanasaziana) nosoratan’i Florence Hartmann, “mpitondra tenin’ny mpampanoa lalàna ny Maisitira Carla del Ponte ao amin’ny Tribonaly heloka bevava iraisam-pirenena ho an’i Yogoslavia teo aloha(ICTY), […] olona ambony voalohany tao amin’ny ICTY nanoratra boky miresaka momba ny asa anaty tontosany.”

Exit mobile version