12 Janoary 2008

Tantara tamin'ny 12 Janoary 2008

Ejipta: Entana Shinoa

Efa fantatrao ny toekarenan’ny Repoblika Entim-bahoakan’ny Shina, iray amin’ny toekarena mivelatra indrindra eto ambonin’ny tany. Tsy atao mahagaga ny fahitana entana Shinoa eny an-tsena eto Ejipta noho ny fitomboan-karena Shinoa...

12 Janoary 2008

Faritry Balkan : topimasom-boky

Greater Surbiton no milaza ny topimaso ny boky mitondra ny lohateny hoe ‘Peace and Punishment’ (Fandriampahalemana sy Fanasaziana) nosoratan’i Florence Hartmann, “mpitondra tenin’ny mpampanoa lalàna ny Maisitira Carla del Ponte...

12 Janoary 2008

Paortiogaly : Voafitaka izahay

Susana Charrua [pt] no manaitra fa nanapa-kevitra ny hampandany ny fifanarahana vaovaon’ny fihavaozana Eoropeana eny anivon’ny parlemanta indray ny Praimnisitra Portigey Jose Socrates fa tsy amin’ny alalan’ny fitsapan-kevi-bahoaka araka ny...

12 Janoary 2008

Jamaïka : Hitia bebe kokoa

Mpitia fa tsy mpiady ny mpiblaogy Jamaïkana Francis Wade : Today, I realized that living in Jamaica is teaching me to “Love Up” what ever happens. Violence? Lost business? Hurricane?...

12 Janoary 2008