Iran: Bilaogera noterena hibaboka manoloana ny fahitalavitra

(Marihina fa tamin'ny volana Febroary 2012 no nanoratana ny lahatsoratra teny Anglisy)

Noterena hibaboka manoloana ny fahitalavitra ilay bilaogera Iraniana Hossein Ronaghi Malki araka ny filazan'ny reniny. Tany Teheran izy no manefa ny saziny 15 taona an-tranomaizina .

Exit mobile version