Iran: Manao Fihetsiketsehana Manerantany Ny Iraniana

(Marihana fa efa tamin'ny volana Jiona taona 2010 no nivoahan'ny lahatsoratra tamin'ny teny Anglisy)

Raha maro ireo vavolombelona tao Teheran nilaza fa nipoaka ny fifandonana lehibe teo amin'ny mpitandro ny filaminana Iraniana sy ny mpanao fihetsiketsehana mankalaza ny tsingerintaona voalohan'ny fifidianana filoham-pirenena tamin'ny 12 jona, nisy ihany koa ny hetsi-panoherana nitranga tany amin'ireo tanàna maro hafa manerantany, tahaka ny tao Ankara, Torkia, Vancouver, Canada, izay nihiakiahan'ny olona fanoherana ny governemanta ao Iran.

Lahatsary maro no miseho ao amin'ny YouTube.

Japana: mpanao didy jadona, mialà ny firenena

Canada: miaraka amin'ny sarontava sy solosaina finday

https://youtube.com/watch?v=oT4InxqZBww

Torkia: hiakiaka ao amin'ny masoivohon'i Iran

https://youtube.com/watch?v=Xc82bNlOyyo

Exit mobile version