Iran: Fihetsiketsehana Ho Fanafahana Ireo Filohan'ny Mpanohitra (Lahatsary)

Nipoaka  ny fihetsiketsehana tamin'ny Talata teo  tany Iran, Shiraz, Isfahan, Tabriz, Mashhad sy tany aminà tanana maro noho ny faharenesana ny tatitra tamin'ity herinandro ity hoe nofonjaina ireo mpitarika ny mpanohitra Mir Hossein Moussavi sy Mehdi Karrubi, filazàna iray izay nolavin'ny manampahefana.

Tehran: “Matesa ny mpanao jadona”

Tehran: Fanohanana an'i Mousavi

Tehran: “Afaho i Karrubi sy Mousavi”

Shiraz: “Anjaran'i Seyed Ali Khamenei izao”

Exit mobile version