Macedonia: Global Voices Nasongadina tamin'ny Fandaharan'ny Fahitalavitra

Filip Stojanovski, mpanoratra ao amin'ny  Global Voices dia noraisim-peo [amin'ny teny  makedoniana] ho an'ilay fandaharan'ny fahitalavitra Nie (”Isika”) momba ny lohahevitra : “Kale, Aterineto, Antoko politika, Facebook !? An'iza ny tsiny?”. Tamin'izany no niresahany ny toerana lehibe misy ny fampahalalam-baovaon'olon-tsotra sy ny Global Voices. Ilay fandaharana dia nampiseho ampahany ihany koa tamin'ny resadresak'i Ethan Zuckerman nandritra ny  valan-dresaka TED.

Exit mobile version