Hong Kong sy Shina : Peta-drindrina 5 ho fanoherana ny lalao Olaimpika any Beijing

Peta-drindrina 5 mivoy fanoherana ny lalao Olaimpika no nikoriana ara-imailaka sy Twitter tanivon'ny namana :

1. Olympic workers;
2. Olympic silencing;
3. Olympics and June 4;
4. Olympic GFW;
5. Olympic erection.

1. Mpiasa nanorina ireo kianja Olaimpika;
2. Famehezam-bava Olaimpika;
3. Lalao Olaimpika sy ny 4 Jona (kianja Tian'anmen);
4. Famefena Olaimpika;
5. Fihanjahanjana Olaimpika.
Exit mobile version