Tantara tamin'ny 30 Avrily 2008
Mozambika : Ireo tsy an'asa sy ny andraikitry ny governemanta
Basilio Muhate no manapariaka izay feheviny izay fototry ny maha-avo ny tahan'ireo tsy an'asa sy izay andraikitry ny governemanta manoloana izany any Mozambika : A Burocracia também é a causa de muitos problemas ligados ao mercado de trabalho pois granded parte das decisões não são coerentes e reais com a...
Hong Kong sy Shina : Peta-drindrina 5 ho fanoherana ny lalao Olaimpika any Beijing
Peta-drindrina 5 mivoy fanoherana ny lalao Olaimpika no nikoriana ara-imailaka sy Twitter tanivon'ny namana : 1. Olympic workers; 2. Olympic silencing; 3. Olympics and June 4; 4. Olympic GFW; 5. Olympic erection. 1. Mpiasa nanorina ireo kianja Olaimpika; 2. Famehezam-bava Olaimpika; 3. Lalao Olaimpika sy ny 4 Jona (kianja Tian'anmen); 4. Famefena Olaimpika;...
Pôlôna : Vazivazy mikasika ireo andry mitondra toro-làlana
Polandian no manolotra izay dikan'ireo andry mitondra toro-làlana any Pôlôna : Polish drivers have a rather relaxed attitude to traffic laws. It may be necessary to provide an interpretation of some of the more common road signs for visitors […] All road signs should be taken with a pinch of...
Laos : Iva ny taham-piadanana
Apocalypse Lao no manamarika fa eo amin'ny saritanin'ny taham-piadanana hoan'izao tontolo izao dia iva ny taham-piadanana tandrify an'i Laos : Lao people are usually very friendly and hospitable. You see a lot of smiles, and especially a lot of enthusiasm from children towards foreigners. But there’s more to happiness than...