Azerbaijan: Fandalinana Boky

Naneho hevitra momba an'i Artush sy Zaur, ilay bokin-tantaram-pitiavan'ny pelaka izay miresaka momba ny tantaram-pitiavana nisy teo amin'ireo lehilahy Armenianina sy Azerbaijani, i Scary Azeri in Suburbs. Nilaza ilay bilaogera fa raha niezaka mafy ny handresy ny fady ilay boky, dia hitany fa mahatsikaiky kokoa ilay izy fa tsy manohina rehefa namaritra ireo fihaonana ara-nofo isan-karazany izy.

Exit mobile version