India, Etazonia: Tany Amin'ny Taompolo 1980

(Marihina fa tamin'ny 21 Jona 2006 no nanoratana ny lahatsoratra teny Anglisy)

Etazonia ho an'ny Indiana tamin'ny taompolo 1980.  Nanomboka ity lahatsoratra mahaliana momba ny kolontsaina, ny sakafo ary ny zavatra iainan'ireo mpifindra monina ity i Ramesh Madhavan, mpanoratra zokiolona an-tserasera.

Exit mobile version