Zeorzia: Ny Kolontsain'ny Demaokrasia

(Marihina fa tamin'ny 20 Jolay 2008 no nanoratana ny lahatsoratra teny anglisy)

Maneho hevitra mikasika ny endriky ny demaokrasia any Zeorzia ny Steady State. Manadihady ny toe-draharaha sy ny fihetsiky ny manampahefana manoloana ny fampitam-baovao manohana ny mpanohitra ny bilaogy ary manadihady koa ny tatitra nomanin'ny mpanelanelana misahana ny zon'olombelona izay nanakiana mafy ny fanaparitahana ny hetsi-panoheran'ny mpanohitra  tamin'ny 7 Novambra tao Tbilissi, renivohitra Zeorziana.

Exit mobile version