Tantara tamin'ny 28 Aogositra 2017
Miaraha aminay Mivantana! Iraka: Milaza Ny Tena Tantara Marina Ve Ny Fampitam-baovao?
Kitiho eto raha hiaraka aminay hifanakalo hevitra mivantana izay ahitana raha toa ka tena mitati-baovaon'i Irak tsy misy fitongilanana ny fampitam-baovao. Azonao atao ny mijery na mihaino mivantana ao amin'ny habaka ary miditra amin'ny fifanakalozan-kevitra antserasera mba hanehoanao ny fomba fijerinao.
Sary Avy Any Repoblika Demaokratikan'i Kongo: Ny Hatsikana Kobolo
Fiara fitateram-bahoaka any amin'ny Repoblika Demaokratikan'i Kongo ny Kobolo. Tondroin'ny teny Kongoley hoe fitoeran'entana amin'ny fiara ihany koa izany.
Ny Tsena an-Tanànakelin'ny Fanjakan'i Ondo Ao Nizeria
Sary avy amin'i Fola of Ethnic Loft
Zeorzia: Ny Kolontsain'ny Demaokrasia
Maneho hevitra mikasika ny endriky ny demaokrasia any Zeorzia ny Steady State.....
Ilay Lalàna Japoney Miady Amin'ny Fihokoana, Mahatonga Resabe, Nolanian'ny Antenimiera
"Mety hihitatra ka hisy fiantraikany amin'ireo olom-pirenena tsotra ilay lalàna izay natao hiadiana amin'ireo heloka nomanina".
Ngonongonona Ao Afganistana: Fanabeazana, Mozika, Natiora Mahafinaritra Ary Fahalalahana
Miresaka ny toe-javatra mampalahelo momba ny rafi-pampianarana ao Afganistana i Sun Leaf [En] ao amin'ny blaoginy
Blaogy Sy Mafalda: Ny Tantaran'ny Takela-pahatsiarovana Iray
Inona no sakana tsy hanaovana zavatra tsotra sy mahafinaritra tahaka izany ho an'ireo vahoaka vaventy sy madinika?
Maraoka: Fitsangatsanganana Iray, An-tsary
Manontania mpaka sary tsy anavahana.Tsy isalasalàna intsony fa i Maraoka no iray amin'ireo toerana faleha tena tsara jerena anaty sary indrindra eto an-tany
Maraoka: Herinandron'ny ”Vao Sambany”
(Lahatsoratra tamin'ny Mey 2007) Tamin'ity herinandro ity, tao amin'ny tontolon'ny bilaogy amin'ny teny anglisy ao Maraoka, dia resahana be ny mikasika an'i Rachida Dati, ilay sambany minisitry ny fitsarana frantsay manana...
Krizy Nokleary sy Aloky ny Ady Tao Amin'ny Tontolon'ny Blaogy Iraniana
[...] imbetsaka isika no naheno olona nilaza fa tsy mitovy amin'i Iràka sy Afghanistan i Iràna ary tsy ho sahy ny hanafika izany ry zareo [...]