Rosia: Ny atao amin'ny boky antitra

Manary ny boky noho ny fahanterany sy tsy fisian'ny mpamaky azy intsony ny trano famakiam-boky maro, hoy ny mpanao tsikera literera Alexander Zhitinski [RUS]. Ny an'ny trano famakiam-boky iray any Saint-Petersburg aza dia ny boky rehetra nivoaka talohan'ny taona 1999 no nariany. Niteraka adihevitra an-tserasera [RUS] moa izao tsy fanajana boky izao raha tsy mahalala ny fisian'izany akory ny mpampita vaovao mahazatra

Alexey Sidorenko

Exit mobile version