Kiobà : Nolavina ny fangatahana fazahoan-dàlana hivoaka ny firenena napetraky ny mpiblaogy Ramatoa Sanchez

Ireo mpiblaogy Kiobàna Babalu, sy Uncommon Sense ary 1Click2Cuba dia samy mitatitra avokoa fa ny mpiblaogy Yoani Sanchez [blaogy Generacion Y] izay monina any La Havane dia tsy nahazo ny fazahoan-dàlana hivoaka ny firenena izay ilainy amin'ny tokony nandehanany any Espaina mba handray ny loka fara-tampony hoan'ny mpanao gazety izay norombahiny vao tsy ela.

Exit mobile version