Tantara tamin'ny 08 Mey 2008
Barbada : Fisamihafàna eo amin'ny Fanaovana Blaogy sy ny Fanaovana gazety
Bajan Global Report dia mizara izay heviny mikasika ny adihevitra mikasika ny fisamihafàna eo amin'ny Fanaovana Blaogy sy ny Fanaovana gazety : Jewel Forde believed that blogs should be policed. She believed that they are indiscipline. According to Ms Forde, blogs deal with personal opinions. Journalism reports the story and...
Kiobà : Nolavina ny fangatahana fazahoan-dàlana hivoaka ny firenena napetraky ny mpiblaogy Ramatoa Sanchez
Ireo mpiblaogy Kiobàna Babalu, sy Uncommon Sense ary 1Click2Cuba dia samy mitatitra avokoa fa ny mpiblaogy Yoani Sanchez [blaogy Generacion Y] izay monina any La Havane dia tsy nahazo ny fazahoan-dàlana hivoaka ny firenena izay ilainy amin'ny tokony nandehanany any Espaina mba handray ny loka fara-tampony hoan'ny mpanao gazety izay norombahiny...
Kiobà : Mampiasa solosaina ve ?
Cuba-Blog no mitatitra fa manomboka ny fivarotana solosaina amin'ny olon-tsotra any Kiobà : The recently-promised computers have now gone on sale in Havana — and surprisingly, many people are purchasing them. They still cannot access the internet, and need special permission to get an e-mail account […] The goods are...
Misokatra ny vohikalan'ny Fihaonambe Global Voices taona 2008 !
Tsindriandaonam-pifaliana izahay manambara aminareo ny fisokafan'ny vohikala mifantoka manokana amin'ny Fihaonambe Global Voices taona 2008 [Global Voices Citizen Media Summit 2008] ! Any Bodapestà, any Hôngria no ifamotoanantsika amin'ity taona ity, ny faha 27 sy 28 Jona 2008. Vangio ny vohikalan'izany fihaonambe izany ahafantaranareo bebe kokoa izay tanjon'izany fivoriana izany,...