Porto Rico, trinite sy Tobago, Pakistana: Fodiamandrin'i Bhutto

“Namelona ny aingam-panahiko i Benazir Bhutto. Nahery vaika izy. Nahery fo ihany koa. Sady tsara tarehy no nahay nihaingo ary tsy natahotaho-poana”: Izany no ambangovangon-tenina mpamahambolongana teraka Porto Rikana Liza Sabater izay nametraka an'i Bhutto ho “sheroe”-ny na “tsangan'ny herimpom-behivavy” (mariho ny s alohan'ny heroe) fitarafany, fa i  Coffeewallah, mpamaham-bolongana avy ao Trinite, indray no niteny hoe: “Na inona na inona mety ho toetran'i Ms Bhutto sy izay nataony, hita taratra eny ihany fa nikasa ny hanova an'i Pakistana ho amin'ny tsaratsara kokoa izy.”

 Janine Mendes-Franco

Exit mobile version