Iran : Tantara an-tsarin'ny tantara ho hitan'ny mpifankatia Iraniana roa

Ny blaogy Husband [Farsìa] dia mitantara amin'ny alalan'ny sary 8 ireto zatovo roa mpifankatia, izay nosavain'ny mpitandro ny filaminana kara-panondro, ary satria sarona fa tsy mpihavana ry zareo … dia hahita tantara tokoa !

Hamid Tehrani

Exit mobile version