Iran: Nosivanina ny tranokalam-baovao Jahan

(Marihina fa tamin'ny volana Jolay 2008 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy)

Nitatitra ny bilaogy sy tranonkala Iraniana marobe fa ny tranonkala ao Iran Jahannews (midika hoe vaovao eran-tany) dia voasivana taorian'ny namoahany taratasy iray, nosoratan'ny mpikambana parlemantera Iraniana, izay nitsikera an'i Saeed Mortazavi , ilay lehiben'ny mpampanoa lalàna ao Teheran. Niresaka momba ny kolikoly tany amin'ny iray amin'ireo oniversite Iraniana ny foto-kevi-dehibe tamin'ity taratasy ity.

Exit mobile version