Fanentanana aza sakanana ny Dailymotion

(Marihina fa tamin'ny volana Aprily 2007 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy)

Taorian'ny fandrarana nataon'ireo manampahefana Toniziana mikasika ny tranonkala fifampizarana lahatsary malaza Dailymotion, dia nanomboka ny ” fanentanana Alefaso ny Dailymotion ” ireo bilaogera Toniziana sy mpikatroka ny 6 aprily 2007, mba hanasongadinana ny fandrarana tsy ara-drariny sy hisarihana ny sain'ny besinimaro tamin'ny sivana henjana nanjaka tao amin'ny firenena.

Exit mobile version