05 Janoary 2019

Tantara tamin'ny 05 Janoary 2019

Thailandy: ny lasibatra voalohany amin'ny lalànan'ny heloka an-tsolosaina

GV Mpisolovava  05 Janoary 2019

(Lahatsoratra tamin'ny septambra 2007) Hita vao haingana fa nandany ny Lalànan'ny heloka an-tsolosaina ny manampahefana Thailandey vao haingana (azonao atao ny mitroka ny dosie eto ambany) mba hisamborana Thailandey anankiroa amin'ny lazaina ho fanehoan-kevitra mandratra nivoaka tao amin'ny aterineto momba ilay mpanjaka tokana hajaina ao amin'ny firenena. “Farafahavitsiny olona iray no...

Zimbaboe: Volavolan-dalànan'ny fijapiana fifandraisana

GV Mpisolovava  05 Janoary 2019

(Marihina fa tamin'ny volana Jona 2007 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Nolanian'ny parlemanta Zimbaboeana ny ” Volavolan-dalànan'ny fijapiana serasera” izay mamela ny governemanta hanara-maso ny finday, ny mailaka ary ny Aterineto. Manameloka ity lalàna ity izay teo am-piandrasana ny fankatoavan'ny Antenimieran-doholona ny orinasa mpanome tolotra Aterineto Zimbaboeana satria mitaky azy...

Kenya: Feno Fanantenana ireo Bilaogera amin'ny Fanelanelanan'i Kofi Annan

  05 Janoary 2019

Vitsy ireo olona nanantena fandrosoana tanatin'ny fifampiraharahana rehefa nanolotra ny rotsankazon'ny fandriampahalemana ho an'ny Sekretera Jeneralin'ny Firenena Mikambana taloha, Kofi Annan, ny Filoham-pirenen'i Ghana, John Kuffour. Saingy miaraka amin'ny iray volana nanolorantena tsy tapaka, miavao indray ny fahatokisana eo amin'ny hisian'ny fifanarahana maharitra eo amin'ny fandriampahalemana.

Nosakanan'i Tonizia ny fidirana amin'ny Dailymotion

GV Mpisolovava  05 Janoary 2019

(Marihina fa tamin'ny volana Aprily 2007 no nivoaka ny lahatsoratra teny Anglisy) Ny Alahady 1 Aprily 2007, nanakana ny fidirana amin'ny tranonkala fifampizarana lahatsary Frantsay malaza Dailymotion ny manampahefana Toniziana, hoy ilay bilaogera Toniziana Astrubal raha nanoratra . ” Mety vokatry ny famoahana lahatsary maromaro momba ny toe-draharaha politika any Tonizia...

Nosakanan'i Thailandy ny YouTube

GV Mpisolovava  05 Janoary 2019

(Marihina fa tamin'ny volana Aprily 2007 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Ny 4 aprily 2007,  nanakana ny fidirana tamin'ny tranonkala fifampizarana lahatsary malaza YouTube  ny governemanta notendren'ny tafika tao Thailandy rehefa nanda ny hanala ny lahatsary iray manasoketa ny mpanjaka hajaim-bahoaka ao amin'ny firenena dia ny Mpanjaka Bhumibol Adulyadej ny Google...