Fitantarana manokana: Ny namonoana an'i Benazir Bhutto

(Marihina fa tamin'ny volana Desambra 2007 no nivoaka ny lahatsoratra teny Anglisy)

Raha jerena ny habetsahan'ny fanehoan-kevitra avy amin'ireo bilaogera manerana izao tontolo izao mikasika ny famonoana ny praiminisitr'i Pakistana teo aloha, Benazir Bhutto, dia nametraka pejy Fitantarana Manokana nanangonana ireo fanehoan-kevitra maromaro avy any Pakistana sy ireo faritra hafa ao Azia Atsimo izahay, ary ny fitantaranay manokana eto amin'ny Global Voices ihany koa. Tsidiho ny pejy fitantarana manokana tamin'ny fanavaozam-baovao tsy tapaka.

Exit mobile version