03 Janoary 2019

Tantara tamin'ny 03 Janoary 2019

Etazonia : Fanehoankevitry ny tontolon'ny Twitter tamin'ny lahatsoratra iray nosoratan'i Nicholas Kristof momba ny finoana Silamo tao anatin'ny New York Times

Niteraka onjam-panehoana hevitra tao amin'ny tontolon'ny Twitter androany ny matoandahatsoratra nosoratan'i Nicholas Kristof. mpanao gazety ao amin'ny New York Times Ao anatin'io tsanganan-dahatsoratra io no ametrahany fanontaniana raha toa ka antony maha-"hondrankondrafana" ny ao Afovoany Atsinanana sy Afrika Avaratra ny finoana Silamo. Nanehoan'ny mpamaky hevitra ny nisafidianana io teny io ho entina mamaritra io faritra io.

03 Janoary 2019

WSISblogs.org: Hevitra tokony hohatsaraina?

Araka ny efa fantatry ny maro aminareo, herintaona latsaka sisa dia ho avy ny Fihaonambe Manerantany momba ny Fiarahamonin'ny Vaovao (World Summit on the Information Society) (WSIS) 2005. Karakarain'ny Firenena Mikambana sy ny ITU, hiezaka hamita ny asan'ny fihaonambe WSIS voalohany tamin'ny desambra 2003 ny WSIS.

03 Janoary 2019