Myanmar: Manolotra ny loharanom-boky an-tserasera momba ny literatiora any Myanmar ny bilaogera

(Marihina fa tamin'ny 3 Martsa 2008 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy)

Mibilaogy momba ny fahitany ny tranomboky an-tserasera iray momba ny literatiora ao Myanmar i Nyi Lynn Seck.  Avy amin'ny Oniversiten'ny Washington no nahitana ny loharano ary ahitana ireo sanganasa sarotra hita momba ny Tantara, ny Kolontsaina,ny Arkeolojia ary ny Literatiora ao Myanmar izany. ROHY

Boky toy ny

Nandefa torolàlana amin'ny antsipiriany momba ny fomba ny fitrohana loharano avy ao amin'ny tranokalan'ny Oniversiten'i Washington i Nyi Lynn Seck.

Exit mobile version